- Alakamisy 20 Aprily 2017
Toekarena.Kaominina Ambohijanaka Vita soa aman-tsara ny tsena, efa ho vita ihany koa ny lalana
Vita soa aman-tsara ny tsena ao amin’ny kaominina Ambohijanaka, distrikan’Atsimondrano. Omaly no nitafa sy naka ny hetahetan’ireo mpivarotra ao an-toerana ny Ben’ny tanana Alain Ratsimbazafy no sady nijery ny foto-drafitrasa. Mitentina 160 tapitrisa Ar no nanamboarana azy io,
Hamaky ny tohiny