• Talata 11 Aprily 2017
Toekarena.BNI sy ny ITBM Nanofana ireo tompon'andraikitry ny orinasa madinika

Mba hahafahana mampandroso ny toekarem-pirenena, indrindra manatsara ny fanondranan'entana mankany ivelany dia nanome fiofanana tompon'andraikitra maro eo anivon'ny orinasa madinika ny banky BNI Madagascar sy ny ITBM ( International Board of Madagascar) ny 6 sy ny 7 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Toekarena.Antenimieran’ny varotra sy ny indostria Niteraka resa-be ny fifidianana tao Antsirabe

Notontosaina ny alahady 9 aprily 2017 ny fifidianana ireo mpikambana 34 handrafitra ny mpifidy vaventy eo anivon’ny antenimieran’ny Varotra sy ny indostria - Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Toekarena.Mponin'i La Réunion kely 2000 Ar isan'andro no iveloman'ny tokantrano iray

Anisan’ny tanàna kely iray tena betsaka olona sahirana ara-pivelomana ny etsy La Réunion kely, Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Toekarena.THB Tour any Antsirabe Mihoatra ny 100.000 ireo olona andrasana

Hafotaka indray ny ao an-tanànan’Antsirabe mandritra ny fankalazana ny fetin’ny paska ho avy izao. Hotanterahina any an-toerana ny 15 ka hatramin’ny 17 aprily ho avy izao mantsy ilay THB tour andiany faha-12 karakarain’ny orinasa Star.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aprily 2017
Toekarena.ANDOHARANOFOTSY Tonga nitsirika ny asa fanamboaran-dalana ny Ben’ny tanàna

Tonga nitsirika sy nanara-maso ny asa fanamboaran-dalana vatsian’ny minisiteran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana ao Ambohimanala sy Ankadiefajoro izay mampitohy ny fokontany Morarano sy Ambohimanala omaly ny Ben’ny tanàna ao an-toerana Ranirison Hasina Nirin’ny Aina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Martsa 2017
Toekarena.Minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana Nitsidika tampoka an’Antsirabe

Nitsidika tampoka ireo mpamongady vitsivitsy ao Antsirabe ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana, Atoa Rakotomanga Soloalitiana omaly alakamisy 30 martsa.

Hamaky ny tohiny
FTT