- Alakamisy 27 Aprily 2017
Toekarena.Jaomiary Olivier Aimé Voatendry ho tale jeneralin’ny JIRAMA
Notendrena nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny tale jeneraly vaovaon’ny orinasam-panjakana Jirama, ka i Jaomiary Olivier Aimé no voatendry, raha toa ka 91 ny fitambaran’ireo rehetra nandefa antontan-taratasy.
Hamaky ny tohiny
