• Talata 09 Mey 2017
Toekarena.CNaPS Manana tetikasa hampivoarana ny taranja « Tennis »

Hotanterahina ny 29 mey ho avy izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ny fifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2017
Toekarena.Banky Foiben’i Madagasikara Nampiakatra ho 9% ny «taux directeur»

Zava-misy mivantana iainan’ny fiaraha-monina ankehitriny ny fidangan’ny vidim-piainana vokatr’ity tsy fahamarinam-pototry ny Ariary ity eto Madagasikara, araka ny fanampim-panazavany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Mey 2017
Toekarena.Boriborintany faha-3 Azo hivarotana ireo sisin-dalana malalaka

Mitohy ny asa fanadiovana sy fandaminana eo anivon’ny boriborintany faha-3. Laharam-pahamehana amin’izany ny fanamboaran-dalana sy ny fanatsarana ny tsena fivarotana ao anatin’ireo fokontany 34 mandrafitra ny distrika fahatelo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Mey 2017
Toekarena.Toamasina Miezaka manatsara ny toekarena anatiny ny BNI

Hifarana anio ao Toamasina rehefa naharitra telo andro ilay hetsika ara-toekarena tanterahina manoloana ny araben’ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Mey 2017
Toekarena.Fampiakarana vidin-tsolika Tsy misy mangarahara mihitsy

Niakatra fanindiminy ny vidin-tsolika tamin’ity taona ity, ka ny iray tamin’ireo dia ny tamin’ny volana febroary ihany no nihemotra tamin’ny fampiakarana ny governemanta sy ny kaompania

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Mey 2017
Toekarena.Madagasikara Miasa tsizarizary ny 85%-n’ny mponina

1% mahery ny tahan’ny tsy fananana asa eto Madagasikara, araka ny voalazan’ny antontanisan’ny BIT (Bureau International du Travail) ny taona 2015.

Hamaky ny tohiny
FTT