- Alatsinainy 22 Mey 2017
Toekarena.Mpiasa Malagasy Tsy ho tohatra politika intsony
Feno 40 taona katroka ny 20 mey ny FISEMARE (Firaisamben’ny Sendikan’ny Mpiasa Malagasy Revolisiona).
Hamaky ny tohinyFeno 40 taona katroka ny 20 mey ny FISEMARE (Firaisamben’ny Sendikan’ny Mpiasa Malagasy Revolisiona).
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny 24-28 mey ho avy izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina indray ilay hetsika La grande braderie de Madagascar, karakarain’ny Madavision. Anisan’ny hampiavaka ny hetsika ny fisian’ny fihenam-bidy amin’ny entana rehetra ka 15 % no ambany indrindra, hoy Ramanantsoa Harilala.
Hamaky ny tohinyOrinasa iray anisan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fandoavan-ketra ny vondrona Star.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny Birao mpitantana ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) omaly.
Hamaky ny tohinyMila fanatsarana amin’izao vanim-potoanan’ny mainandro izao ireo fotodrafitrasam-pambolena nahitana fahasimbana tamin’ny fotoana nisian’ny andro ratsy ireny eny amin’iny faritry ny distrikan’Atsimondrano iny,
Hamaky ny tohinyNosokafana tamim-pomba ofisialy omaly alakamisy, haharitra efatra andro ilay Foara Iraisam-pirenena eto Madagasikara andiany faha-12 tontosaina eny amin’ny Forello Expo Tanjombato.
Hamaky ny tohiny