- Sabotsy 27 Mey 2017
Toekarena.Orinasa Orange Hanome tolotra miavaka ho an’ny reny
Hanome tolotra miavaka ho an’ny reny rehetra ny orinasam-pifandraisana Orange amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny reny izao.
Hamaky ny tohinyHanome tolotra miavaka ho an’ny reny rehetra ny orinasam-pifandraisana Orange amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny reny izao.
Hamaky ny tohinyBanky iray miezaka hatrany ny manatsara ny sehatry ny fizahantany eto amintsika ny BNI Madagascar.
Hamaky ny tohinyFahombiazana sahady ny andro voalohany sy faharoa ho an’ilay hetsika La grande braderie de Madagascar andiany faharoa amin’ity taona ity nokarakarain’ny Madavision.
Hamaky ny tohinyNiforona tamin’ny taona 1973 ny orinasa SINPA ary nikatona ny 2001. Orinasa telo no nakamban’ny fanjakana dia ny BCSR, ny CEAMP ary ny “Syndicat Des Communes”.
Hamaky ny tohinyTonga nisolotena ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tamin’ny fitsidihana ireo tranoheva ny tsenabe FIM andiany faha 17, teny amin’ny Zone Forello Tanjombato,
Hamaky ny tohinyTonga nisolotena ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tamin’ny fitsidihana ireo tranoheva ny tsenabe FIM andiany faha 17, teny amin’ny Zone Forello Tanjombato,
Hamaky ny tohiny