• Alakamisy 11 Mey 2017
Toekarena.Asa fampandrosoana Mila mandray anjara feno ny olom-pirenena

Nanamarika ny faha-5 taona nitsanganany teny amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny ONG SAHA (Soa Afafy Hampahomby ny ho Avy) omaly alarobia 10 mey,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2017
Toekarena.Vondrona Eoropeanina Mailo amin’ny mpitondra Malagasy

Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-60 taona nijoroany ny vondrona Eoropeanina amin’izao fotoana izao, ka nisy ny lahateny mikasika izany nataon’ny masoivoivohony eto Madagasikara, Antonio Sánchez-Benedito teny amin’ny Villa Iranja Tsarasaotra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2017
Toekarena.Fandraharahana ara-bola Ny 18%-n’ny sehatra ara-dalàna no misitraka azy

Notontosaina tetsy amin’ny Le pavé Antaninarenina omaly ny atrikasa mikasika ny fanapariahana ny fandraharahana ara-bola eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2017
Toekarena.“Robot” 300 hasolo ny mpiasa Mihorohoro ny mpiasan’ny Ultramaille

Efa misy ny mampiasa ny “Robot” ho solon’ny olona miasa amin’ireny orinasa afaka haba ireny amin’izao fotoana izao fa tsy honohono intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2017
Toekarena.«Taux directeur» 9% Hampihisatra ny fampiasambola

Tsy resy lahatra amin’ny fampisondrotan’ny komity mpikirakira vola eo anivon’ny Banky Foiben’i Madagasikara ny «taux directeur» ho 9% manomboka rahampitso 11 mey 2017 ny fianakaviamben’ny mpahay toekarena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2017
Toekarena.Koperativa Mada omby Akan’ny zandary 40 tapitrisa Ar isam-bolana

Nanohy ny fitarainany mikasika ny fijaliana mianjady amin’izy ireo any Tsiroanomandidy sy ny manodidina tetsy amin’ny Telozoro Andrefanambohijanahary omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT