- Talata 06 Jona 2017
Toekarena.Sainam-pirenena Mbola tena maina ny tsena
Na dia efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny volana jona aza isika ankehitriny dia mbola vitsy ireo tokantrano Malagasy manangan-tsaina. Amin’ny ankapobeny dia noho ny fahantrana efa mandifotra ny isam-baravarana no antony.
Hamaky ny tohiny