Toekarena

Faha-20 taonan’ny Baolai Mifanontona amin’ny fetin'ny Asaramanitra


  • Alatsinainy 12 Jona 2017

Maro ny fety hankalazaina amin'ity volana jona ity. Ao ny fetin'ny ray sy ny fetim-pirenena. Efa ao anatin’ny volon’andro fety manaraka izay indrindra ny tranombarotra « Baolai », izay mankalaza ny faha roapolo taona nisiany amin'ity 2017 ity.

 

 « Ho fiarahana mifaly amin' ny daholobe amin'izao fetin'ny Asaramanitra Malagasy izao, dia vao nahatonga entana vaovao lohalaharana amin'ny kalitao izahay, izay hita etsy Soarano sy Analakely ary ao Bazar Be Toamasina toy ny Synthétiseur, Subwoofer, lecteur Divx/dvd ... », hoy ny tompon'andraikitra. Hisy koa ny fihenam-bidy samihafa hatramin'ny desambra 2017 ao amin' izy ireo. Ary ahitana karazana entana azo hatao fanomezana ho an'ny fetin'ny ray rehetra ny alahady 18 jona 2017 ho avy izao toy ny Télé Led misy antoka iray taona ... Ho maro loko tokoa ny fety amin’ity volana ity miaraka amin’ny tranombarotra « Baolai ».

Jean D

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT