• Sabotsy 10 Jona 2017
Toekarena.BNI Madagascar Manohana hatrany ny tanora Malagasy

Banky iray anisan’ny manohana akaiky ny fivoaran’ny fomba fanabeazana eto amintsika ny Banky BNI Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jona 2017
Toekarena.Famaritana ny karamam-panjakana Samy mody fanina ny sendika sy ny minisitera

Samy mahay milalao ny tandrify azy, raha izay no azo ilazana azy, ny avy eo anivon’ny fivondronamben’ireo sendikan’ny mpiasam-panjakana eto amintsika sy ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola. Taratra io nandritry ny famelabelaran-kevitra izay niseharan’ny avy eo anivon’ny Transparency international sy ireo voakasika mivantana amin’ity savoro eo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jona 2017
Toekarena.Orinasa Fanalamanga Misy resaka manjavozavo ny fitantanana

Mampanontany tena ny maro ankehitriny ny fomba fitantanan-draharaha eo anivon’ny Orinasa Fanalamanga na Fanjarian’Ala Ambatondrazaka, Moramanga ao Tsirinala ao Moramanga izay heverin’ny rehetra fa misy zavatra manjavozavo be ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2017
Toekarena.Vatovavy Fitovinany Ben’ny tanàna 150 nofanin’ny CNaPS

Nofanina tao amin’ny renivohi-paritr’i Vatovavy Fitovinany ireo ben’ny tanàna sy ny mpiara-miasa aminy avy amin’ny kaominina 150 mandrafitra ny prefektiora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Toekarena.Teknisianina navoaky ny ENAM Rasoloson Hery no “Major des Majors”

Namoaka voalohany ireo teknisianina ambony miisa 174 nanaraka ilay fiofanana mitohy na “Formation continue Cycle Expertise” ny sekoly ambony Enam etsy Androhibe. Rasoloson Hery no Major des majors tamin’izany tao anatin’ny andiany “ Mamiratra”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jona 2017
Toekarena.«Grille indiciaire» Niesona herintaona ny mpiasam-panjakana

Nofohazin’ny CTM-SSM Randrambaon’ny sendika ny fampanantenan’ny fitondrana Rajaonarimampianina momba ny «grille indiciaire» rehefa nangina tanteraka tao anatin’izay 12 volana mahery izay.

Hamaky ny tohiny
FTT