Toekarena

BNI Madagascar Manohana hatrany ny tanora Malagasy


  • Sabotsy 10 Jona 2017

Banky iray anisan’ny manohana akaiky ny fivoaran’ny fomba fanabeazana eto amintsika ny Banky BNI Madagascar.

 

  Izy ireo ihany mantsy no hany banky tokana manana ilay tolotra Pack Tanora azo hanohanana ireo tanora mbola maniry mafy ny hanohy ny fianarany aorian’ny fahafahany ny fanadinana Bakalôrea na koa efa manana tetikasa hotanterahina, fanohanana tafiditra ao anatin’ny paikadin’izy ireo entina hanampiana ny tanora Malagasy. Tamin’ity taona 2017 ity, ohatra, dia nanavao ny fiaraha-miasany amin’ireo tanora Malagasy ity banky iray ity. Lohalaharana amin’izany ny fampianarana momba ny fitantanam-bola  hahafahan’ny tanora tsirairay avy miatrika amim-pilaminana ny hoaviny. Mikasika ny pack tanora manokana dia fantatra fa manome fihenam-bidy 80 % ho an’ireo vonona handray ny tolotra ny banky BNI. Azo alaina sy jerena amin’ny fotoana rehetra ny vola ao anatin’ny kaonty mandritra izany sady azo hiarahana miasa miaraka amin’ny M Vola ihany koa. Tsiahivina moa fa anisan’ny manohana feno ny fanovana ny fomba fianaran-desona ho an’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana Bakalôrea amin’ny alalan’ny hira sy hanihany izy ireo.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT