Toekarena

TONTOLO AMBANIVOHITRA Feno mpitrandraka vahiny tsy ara-dalàna


  • Zoma 23 Jona 2017

Fikambanana iray niorina tamin’ny taona 2012 ny tafo Mihaavo. Rafa faritra 17 monja no nisy azy teny am-piandohana dia efa misandraka amina faritra 22 izy ankehitriny,

 tambazotrana fokonolona manana tanjona ireo hiaro ireo harena voajanahary eto amintsika manomboka any anaty asa ka hatrany an-dranomasina. Tafiditra ao anatin’izany ny harena ankibon’ny tany. Araka ny fanazavavn-dRazafindraibe Louis de Gonzague tamin’ny mpanao gazety omaly anefa dia tena misedra olana tokoa izy ireo. Tafiditr’ireo mpitrandraka vahiny tsy ara-dalàna avokoa mantsy ny toerana arovan’izy ireo. Mirongatra sy mahazo vahana ihany koa ny asan-dahalo any ambanivohitra ka manao andiany 50 izy ireo raha kely indrindra ka tsy mahatohitra azy ny mpitandro ny filaminana. Nisy ny fivoriambe fahatelo tao anatin’ny dimy taona notanterahin’izy ireo niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka taminy tetsy Antaninarenina nanomboka ny 19 jona lasa teo, izay nifarana omaly. Tanjona ny hahafahana mampahafantatra ny zava-bitan’ny fikambanana sy ny olana sedrainy ary ny fanatsarana entin’izy ireo.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT