- Zoma 30 Jona 2017
Toekarena.Fanafarana vary 200 000 taonina Vonona ireo mpandraharaha
Mitohy foana ny fanafarana vary avy any ivelany hamenoana ny tsy ampy amin’ny vokatra anatiny satria tsy ampy ny famokarana eto an-toerana vokatry haintany sy loza voajanahary, raha ny fanazavan’ny minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana.
Hamaky ny tohiny