• Sabotsy 08 Jolay 2017
Toekarena.Faritra Bongolava Raikitra ny tsenaben’ny fambolena

Mifampitaona amin’ny foaran’ny fambolena sy fiompiana, izay nosokafana omaly 7 jolay tany Tsiroanomandidy ny kaominina 30 any amin’ny Faritra Bongolava.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Toekarena.Foaran’ny fambolena - Bongolava Tohanan’ny BNI Madagascar

Nosokafana tamim-pomba ofisialy ao an-drenivohitr’i Tsiroanomandidy omaly, haharitra roa andro ilay foaran’ny fambolena tanterahina any amin’ny Faritra Bongolava.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Toekarena.Grevin’ny fadin-tseranana Mila vahan’ny fanjakana haingana, hoy ny SIM

Mila vahan’ny fanjakana haingana ny olan’ny fadin-tseranana eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny SIM (Syndicat des Industries de Madagascar) Fredy Rajaonera. Asa maro mantsy no miato vokatr’io fitokonan’ny mpiasan’ny ladoany io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Toekarena.Salon RSE Hanampy ireo orinasa amin’ny fandrosoana

Hotanterahina eto amintsika ny 12 sy ny 13 jolay ho avy izao indray ny andiany faharoa amin’ilay Salon RSE na andraikitra ara-piarahamonin’ny orinasa sy ny fanapahan-kevitra momba ny fampandrosoana maharitra, karakarain’ny UR-CSR Consulting.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2017
Toekarena.Amoron'i Mania Ben'ny tanàna 61 nofanin’ny CNaPS

Naharitra roa andro ny fiofanan’ireo ben’ny tanàna avy amina kaominina miisa 61 ao anatin’ny faritra Amoron’i Mania, izay natao mba hanatsarana ny fitantanana eny anivon'ny kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Jolay 2017
Toekarena.Mpiasan’ny ladoany Niato aloha ny fitokonana

Tapaka taorian’ny fivorimben’ny mpiasan’ny fadin-tseranana, fa nitsahatra nanomboka omaly ny fitokonan’ny mpiasan’ny ladoany, mba hitsinjovana ireo mpandraharaha,

Hamaky ny tohiny
FTT