- Alatsinainy 17 Jolay 2017
Toekarena.Mpiaro ny zon’ny mpanjifa Tsy manaiky ny hanalana ireo mpivarotra 32 isa ao Farafangana
Hitrangana olana ara-tany goavana ao amin’ny kaominina ambonivohitra Farafangana amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyHitrangana olana ara-tany goavana ao amin’ny kaominina ambonivohitra Farafangana amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyHatao toeram-pizahantany maharitra sy mampidi-bola ny lakandranon’i Pangalana. Hisy ny fananganana fotodrafitrasa marobe manodidina azy,
Hamaky ny tohinyZava-misy ny tsy fisian’ny fifaninanana madio eo amin’ny fandraharahana ara-bary satria sokajin’olom-bitsy ihany no mahazo tombony amin’ny fahafantarana ny lalam-barotra, hoy ny minisitry ny varotra teo aloha Rabesahala Henri.
Hamaky ny tohinyAn-jatony ny asa noforonina vonjimaika mba ho fanarenana ny tanànan’Antalaha, izay rotiky ny rivodoza Enawo tany an-toerana ny 8 martsa 2017.
Hamaky ny tohinyNotanterahina nanomboka omaly tetsy Anosy ny fanofanana ireo Ben’ny tanàna sy mpitantam-bola ary ny lehiben’ny distrika ho an’ireo kaominina voafantina nahazo ilay famatsiam-bola “Fond de Développement Local”
Hamaky ny tohinyTanterahana any amin’ny nosy sainte Marie nanomboka ny 9 ka hifarana ny 16 jolay ho avy izao ny Festival des Baleines andiany faha-3 izay karakarain’ny Cetamada.
Hamaky ny tohiny