Toekarena

Vola vaovao Hanatsara ny toekarena, hoy ny filoham-pirenena


  • Talata 18 Jolay 2017

Nanararaotra niteny mikasika ilay vola 20.000 ariary tokana nivoaka nanomboka omaly ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

 nandritry ny fandraisam-pitenenany tamin’ny fitokanana ny tetezan’I Kamoro omaly. Ahitana ny sarin’ity tetezana navaozina ity moa ilay vola. Aza manaiky ho fitahana, hoy ny tenany, fa hitondra fanatsarana amin’ny ady amin’ny hosoka ny vola vaovao ary hitondra fihatsarana eo amin’ny toekarena fa tsy hampiakatra vidim-piainana na ny kely aza. Dia ho hita eo tokoa moa izany raha hisy izay fiatsaran’ny toekarena izay fa indrindra hoe hanao ahoana ny ho fiatrainkany amin’ny fahefa-mividin’ny sarambabem-bahoaka izay efa mimenomenona sahady. Ho toy ilay resaka delestazy nohiraina ho voavaha anaty 6 volana tamin’ny taona 2013 ve sa ahoana?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT