• Sabotsy 22 Jolay 2017
Toekarena.Salon de l’entrepreunariat et de l’emploi Manolotra vahaolana ho an’ireo tanora tsy an’asa

Mbola betsaka amin’ireo tanora Malagasy eto amintsika ankehitriny no tsy an’asa na koa manao asa tsy mifanaraka amin’ny fari-pahaizany. Anisan’ny antom-pisian’ny “Salon de l’entrepreunariat et de l’emploi”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2017
Toekarena.Solika Tapitra ny fe-potoana famerana ny vidiny nifanarahana

Tsy manana olana loatra amin’ny fampiasana ny vola vaovao 20.000 ariary ireo mpandraharaha eo anivon’ny famatsiana solika, hoy ny loholona Jean Martin Rakotozafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2017
Toekarena.Mpamatsy vola Ho tezitra amintsika, hoy i Tabera Randriamanantsoa

Matoa mametra-pialana ny olona iray dia misy antony, hoy ny filohan’ny CRN, Tabera Randriamanantsoa, raha nilaza ny heviny omaly mikasika ny fahitany ny fametraham-pialan’ny minisitry ny vola sy ny tetibola, Gervais Rakotoarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2017
Toekarena.Boriborintany Antananarivo Renivohitra Efa mampiasa «caisse enregistreuse»

Tanjon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny fampitomboana hatrany ny vola miditra eo anivon’ny Fiadidiana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jolay 2017
Toekarena.Vola vaovao Hanatsara ny toekarena, hoy ny filoham-pirenena

Nanararaotra niteny mikasika ilay vola 20.000 ariary tokana nivoaka nanomboka omaly ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jolay 2017
Toekarena.Vola vaovao 20 000 Ariary Manahirana ny fampiasana azy

Nikirakira vola vaovao indray ny Malagasy nanomboka omaly. Nivoaka ary nampiasaina manerana ny Nosy nanomboka omaly mantsy ireo ravim-bola vaovao amin’ny endriny hafa toy ny 2.000 Ar, ny 5.000 Ar, ny 10.000 Ar ary ny 20.000 Ar mitambatra.

Hamaky ny tohiny
FTT