Toekarena

Faritra Itasy Hikarakara fihaonambe ara-toekarena


  • Alatsinainy 24 Jolay 2017

Anisan’ny faritra iray manankarena ny faritra Itasy. Betsaka ireo karazam-bokatra mampalaza azy toy ny trondron-dranomamy, ny voatabia sy anana ary ny papay.

 

 Tsy voasokajy tsara isaky ny kaominina sy ny distrika anefa ireo vokatra ireo. Hahafahana manatanteraka izany dia hikarakara fihaonambe ara-toekarena ny faritra Itasy ato ho ato. Natao hampivondronana ireo vovonana, mpandraharaha ara-toekarena ary ireo olona rehetra manana tetikasa tsara hahafahana mampandroso iny faritra iny no tanjona, hoy i Mamy Herisolo Amedé, lehiben’ny faritra any an-toerana. Ho avy hanatrika any eto an-tanindrazana Atoa Alain Rousset filoha lefitry ny intercommunalité atsy Frantsa. Hisy ihany koa ny fampirahavaviana ny faritra amina tanàna iray any an-toerana ho tombontsoan’ny mponina.

 Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT