Toekarena

Carolie Gevers- Banky iraisampirenena Tena mahantra ny Malagasy


  • Zoma 28 Jolay 2017

Miisa valo ireo singa nalaina tamin’ny PND (PaikadyNataoDinasa) hisitraka tohana ara-teknika sy ara-bola avy amin’ny Banky iraisampirenena voarafitra ao anatin’ny CPP (Cadre de Partenariat Pays) amin’iMadagasikara, hoy ny tale misahanaan’i Madagasikara Coralie Gevers.

 

 Voakasik’izany,ohatra,ny tetikasa rafi-panabeazana (PSE), nysehatry ny sakafo ara-pahasalamana (ONN) na koa ny fanohanana ny tetibolam-panjakana. Teboka fototra niaingana kosa ny fiatrehan’ny vahoaka Malagasy ireo tandindona sosialy sy ekonomika ary tontoloiainanasyfiovan’nytoetrandro. Nomarihanyihanykoa fa tenaambonybenytarehimarikamombanyfahantranaetoMadagasikarasatriany 78%-n’ny Malagasy no tena mahantra fadiranovana, izany hoe miaina amin’ny vola latsakyny 1,90 dolara isan’andro araka ny maridrefyiraisampirenenamoaio.Ary tsy vitan’izay fa ireo olona heverina hoe eo antenatenany na « classe moyenne » dia mbola misy ampahany betsaka azo sokajiana hoe tena sahirana,izany hoe tena maro an’isa be ny Malagasy tena mahantra, hoyRtoa Coralie Gevers.Nomarihany koa anefa fa tsy mampiova ny fifampidinihana efa vita teo amin’nygovernemanta Malagasy sy ny Banky iraisam-pirenena ny fialan’ny minisitry ny fitantanambola Rakotoarimanana Gervais. Mitana ny teny nomeny amin’ny fanampiana ilay 1,3 miliaradolaranandritranyfikaonandohan’ireompamatsysympampiasa vola tany Paris nyvolanadesambra 2016 rahateonyBankyiraisampirenena fa tsymijerynytontolopolitikatoynyfanatontosananyfifidiananaetoMadagasikaraamin’nytaona 2018 rahanandrafitranypaikadylasitrafiaraha-miombon’antoka 2017-2021, arakanyfanamarihany.Hanampynyfanjakana Malagasy amin’nyfanatraranaireotanjon’nyfampandrosoanany CPP (Cadre de Partenariat Pays) hatramin’nytaona 2021 nyBankyiraisam-pirenena ;hahena 1% isan-taona,ohatra,nytaham-pahatarana ara-pitomboanaambonybeamin’nytsyfanjarian-tsakafomitarazoka hoan’ireoankizylatsakyny 5 taonaetoMadagasikara.


 

Ramano F.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Fampandrosoana ny firenena
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Mila fanavaozana goavana

  • Fitrandrahana harena
  • Talata 14 Aprily 2026

an-kibon’ny tany

  • Fampandrosoana an’i Madagasikara
  • Talata 07 Aprily 2026

Tsy afa-miala amin’ny fanovàna

  • Trosa ivelan'i Madagasikara
  • Talata 31 Martsa 2026

Fifanarahana 13 nitrosana

  • Fisitrahana ny FEC sy FRD
  • Talata 31 Martsa 2026

Tonga manao fitsirihana eto indray ny iraky ny FMI

  • Fanatsarana ny
  • Talata 24 Martsa 2026

rafitry ny vola eto Madagasikara

Hijery ny tohiny
FTT