- Alarobia 09 Aogositra 2017
Toekarena.2018 sy vola vaovao Ahian’ireo mpandinika ho misy hifandraisany
Tsy ampy 1 volana izao dia niharihary fa efa tsy voafehy sahady ny fiparitahan’ny sandoka amin’ireo vola vaovao navoakan’ny banky foiben’i Madagasikara. Isan’ny nahitana izany farany teo ny tao Sambava fa efa tsy ambakan’izany koa ny ao Nosy be,
Hamaky ny tohiny