• Alarobia 04 Oktobra 2017
Toekarena.Tontolon’ny Indostria Ny tantsaha no tokony hamatsy ny akora

Tsy afa-misaraka ny famokarana ambanivohitra sy ny indostria, hoy ny Pr Jean Rasoarahona, manampahaizana momba ny fiompiana sy fambolena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Oktobra 2017
Toekarena.Taham-panondranana entana avy eto Madagasikara Niakatra 31% tao anatin’ny 4 taona

Notontosaina omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy ny fivoriana an-tampony faha-6 eo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2017
Toekarena.Orinasa kanadianina mitrandraka ao Ambatolampy Ara-dalàna, hoy ny minisitera

Olona 4 ihany sisa no mitsipaka ny fitrandrahana Grafita ataona orinasa kanadianina iray ao Ambatolampy, Ambilaninony, hoy ny tompon’andraikitra iray avy eo anivon’ity orinasa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Toekarena.BNI sy TELMA Hiara-kiasa hanala fahasahiranana ny mpanjifa

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ny Banky BNI Madagascar sy ny orinasa Telma amin’ny alalan’ny M Vola.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2017
Toekarena.EXPO FINANCE 2017 Hisarihana ny olona tsy hikirakira vola taratasy intsony

Tanterahina etsy amin’ny Hotel Carlton Anosy nanomboka omaly alarobia 27 septambra, haharitra andro vitsivitsy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Septambra 2017
Toekarena.Village Voara Andohatapenaka Hampiantrano ny Tsena K manomboka rahampitso

Hotanterahina etsy amin’ny Village Voara Andohatapenaka ny alakamisy 28 ka hatramin’ny sabotsy 30 septambra 2017 ny Tsena K. Mpitsidika mihoatra ny 10 000 no andrasana mandritra ity hetsika karakarain’ny fiangonana FJKM Ambohitantely ity. Sehatra iray mampifanindran-dalana ny nahandro sy ny asa tanana, ny varotra sy ny talenta ny Tsena K.

Hamaky ny tohiny
FTT