- Sabotsy 16 Septambra 2017
Toekarena.Fitrandrahana hazandranomasina Misedra olana ny mpandraharaha Malagasy
Mbola betsaka amin’ireo mpandraharaha Malagasy eto amintsika misehatra amin’ny asa fitrandrahana hazandranomasina no misedra olana. Anisan’ireny Ramatoa Razakanavalona Bakoly filoha mpanorina ny poissonnerie Manda na dia manana taratasy ara-dalàna avy amin’ny minisiteran’ny jono aza.
Hamaky ny tohiny