- Alakamisy 12 Oktobra 2017
Toekarena.Tsenan’Anosibe Niakatra 150 Ar isan-kilao ny vidim-bary
Velon-taraina amin’ny fiakaran’ny vidim-bary eny amin’ny tsenan’Anosibe avokoa ny ankamaroan’ny mpanjifa amin’izao. Tao anatin’ny tapa-bolana monja mantsy izay dia nahitana fiakarany 150 Ar isan-kilao ny vidim-bary eny amin’ireo mpambongady ka ny vary gasy mena sy ny makalioka no tena voakasika.
Hamaky ny tohiny