• Zoma 19 Janoary 2018
Toekarena.Fifaninanana tsy ara-drariny Velon-taraina ny mpandraharaha tsy miankina

Velon-taraina ireo mpandraharaha tsy miankina noho ny gaboraraka misy ankehitriny amin’ny fidiran’ny entana avy any ivelany izay tsy manaja ny fenitra sy ny kalitao araka ny tokony ho izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
Toekarena.Agence Première Ligne 50 isa ny « salons » vita tao anatin’ny 20 taona

Nambaran’ny mpitantana ny Agence Première Ligne, Michel Dominichini-Ramiaramanana, tetsy Antaninarenina omaly alakamisy 18 janoary fa nandritra ny 20 taona (1998-2018) dia « salons » niisa 50 no tontosa teo ambany fitarihan-dry zareo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Toekarena.Fanakalozana devizy Ireo mpanera no tena mahazo tombony

Saika miova isan’andro ny sandan’ny vola Malagasy mitaha amin’ireo vola vahiny. Omaly dia 3755,10 ariary ny takalon’ny euro iray raha ny fanadihadiana natao teny amina banky iray etsy Analakely. 4150,36 ariary kosa raha vola ariary no atakalo euro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Toekarena.Fandraharahana sy toekarena “Ny vahiny no omena tombondahiny eto”

Izao akaiky fifidianana izao ve vao mody manovokovoka. Ianao rehefa manaiky hitondra fanjakana, dia manaiky hamaha ny olana eo amin’ny vahoaka, manaiky hampandroso ny firenena izay tantaninao, hoy kosa ny filohan’ny Antoko Miray Razakanirina Mahafaritsy Samuel.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Toekarena.Mampijaly « Ville »

Ialahy lesy ry Jean Eric mba jerijereo ihany ny lalana eto an-drenivohitra fa tsy hoe tsy tian’lisany ny ben’ny tanàna dia ny vahoaka no ampijaliana ah !Marina fa hoe tsy nifidy anareo ny vahoaka tamin’ny fifidiana ary mbola mety tsy hifidy anareo ihany koa amin’ity ho avy ity fa na izany nefa dia adidinareo feno ny mikarakara azy sy manompo azy fa mpiasam-bahoaka ianareo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Janoary 2018
Toekarena.Fiakaran’ny vidin-jiro Orinasa maro no ho sempotra

Raha fidinan’ny vidim-piainana sy fihenan’ny fahasahiranana no andrandrain’ny rehetra fa atolotry ny fanjakana amin’ity taona vaovao 2018 ity, dia ny mifanohitra amin’izany tanteraka no hiseho. Vao miandoha ny taona , dia efa velon-taraina sahady ny mpandraharaha sy ny tokatrano mivelona amin’ny fampiasana herinaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT