Toekarena

Kaoperativam-pambolena Sahirana mitady lalam-barotra


  • Alarobia 07 Febroary 2018

Nisy ny atrikasa manokana ho an’ny sehatra miara-miasa amin’ny kaoperativa notontosaina nanomboka omaly ary hifarana anio etsy amin’ny Colbert Antaninarenina.

Ny kaoperativa misehatra eo amin’ny tontolon’ny fambolena moa no  tena hikaroham-bahaolana mandritr’ity atrikasa ity satria, araka ny fanazavana, dia mpandraharaha toy ny mpandraharaha rehetra ny kaoperativa ary tena mbola mahatsiaro tena ho sahirana eo amin’ny fahitana loharanom-bola sy lalam-barotra. Ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’izy ireo ihany koa ny atrikasa toy itony. Sehatra iraisam-pirenena miisa 6 moa, raha ny hita omaly no isan’ireo izay sehatra miara-miasa amin’ny kaoperativa izay.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT