Toekarena

Fampandrosoana ifotony Any New York i Lalao Ravalomanana


  • Talata 17 Jolay 2018

Any New York renivohitra ara-toekaren’i Etazonia amin’izao fotoana ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana miatrika ny fihaonana iraisam-pirenena momba ny fampandrosoana ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, dia ny fampandrosoana ny Kaominina sy ny governemantam-paritra izany.

 

 “Local and Regional Governement High Level Political Forum” na dinika ara-politika avo lenta momba ny ODD (Objectif de Développement Durable) na vinan’ny fampandrosoana maharitra izy io. Anisan’ny olana eto amintsika tahateo ny tsy firindrana na ny tsy fifankahazoana mihitsy eo amin’ny fifandraisan’ny governemanta foibe, na ny governemantam-paritra ihany koa sy ny Kaominina ankehitriny, izany dia anisan’ny sakana amin’ny fampandrosoana ny fiadidiana ny tanàna. Olana anisan’ny dinihana amin’izao fivoriana iraisam-pirenena any New York izao ny mahakasika izany.

 

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT