• Alakamisy 16 Mey 2019
Toekarena.Fiarovana ara-tsosialy sy fanomezan-danja ny vehivavy 90 tapitrisa dolara no nomen’ny Banky Iraisam-pirenena

Natao omaly alarobia 15 mey tetsy amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa fanampiny nataon’ny minisiteran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola sy ny tahirim-panampiana ho an’ny fampandrosoana (FID).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2019
Toekarena.Fanampiana ny orinasa madinika sy salantsalany Ilàna vola hatrany amin’ny 35 tapitrisa dolara

Tombanana hatrany amin’ny 125 miliara Ariary ny vola ilaina amin’ny fampiroboroboana ny orinasa madinika sy salantsalany (PME), hoy ny minisitry ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana, Ramatoa Lantosoa Rakotomalala.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Toekarena.International Fair Tourism Madagascar 8 Hampirisika ny rehetra hisehatra amin’ny fizahantany

Eny amin’ny CCI Ivato indray no hotontosaina ny hetsika International Fair Tourism Madagascar andiany fahavalo amin’ny 13 hatramin’ny 16 jona ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Toekarena.Orinasa misehatra amin’ny asa vaventy sy fanorenana Mikaikaika amin’ny zana-bolan’ny banky

Lafo loatra ny zana-bola alain’ireo banky ka mahafaty antoka nefa tsy maintsy mindram-bola raha te hivelatra, hoy ireo orinasa vaventy, salantsalany ary ireo madinika misehatra amin’ny fanorenana sy ny asa vaventy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Toekarena.Famatsiam-bolan’ny Vondrona Eoropeanina Ny Malagasy no mahafantatra ny laharam-pahamehany

Mbola ao anatin’ny fanamarihana ny herinandron’i Eoropa ny fihaonana narahina adihevitra mikasika ny banjina ara-toekarena notontosaina tetsy amin’ny Hotely IBIS Ankorondrano omaly alarobia 08 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Toekarena.Fitombon’ny toekaren’i Madagasikara Hampihatra ireo modely fikajiana vaovao ny INSTAT

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly alarobia 08 mey tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ny fomba fikajiana vaovao ny fitombon’ny harinkarena ankapobeny eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT