Toekarena

Fametrahana ny e-visa Hisintonana mpizaha-tany


  • Alatsinainy 04 Novambra 2019

Hampitomboana ireo mpizaha-tany ho avy eto Madagasikara no antony hampiasana sy hikirakirana ny e-visa na ny visa elektronika.

 

 

Natao indrindra ho an’ireo mpizahatany mitsidika vetivety an’i Madagasikara ny e-visa.  Polisy miasa eo anivon’ny seranan-tsambo  sy seram-piaramanidina ary mpiasa tsotra mpandray mpizahatany miisa 240 no hahazo  fiofanana mahakasika izany mandritra ny herintaona. Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena miisa 8 eto Madagasikara ihany koa no efa mampiasa ny e-visa hatramin’ny volana Novambra 2018 ka rariny raha ampahafantarina ireo mpisehatra amin’ny fizahantany izany. Tanjona ny hisintonana ireo mpizahantany vahiny handalo aty Madagasikara mba hahatrarana ny tanjona mba hisy akony amin’ny toekarena.

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT