Toekarena

Naivo Raholdina “Tsy ekena ny tandrevaka amin’ny ny fitantanam-bolam-panjakana”


  • Alatsinainy 02 Desambra 2019

Andrasana ny akon’ny fandaniana ny lalànan’ny fitantanam-bola amin’ny vahoaka Malagasy, hoy ny solombavam-bahoaka Naivo Raholdina, voafidy teny amin’ny boriborintany faha-5.

 

 

 

 Mba ho tombony ara-toekarena dia tsy maintsy araha-maso ny fitantanana ara-bola, hoy izy. Tsy ekena intsony ny tandrevaka fa tsy maintsy misy akony amin’ny vahoaka Malagasy izany ary mañana andraikitra lehibe ny Depiote hijery sy hanara-maso akaiky ny fampiasana sy ny fandaniam-bolam-panjakana.Anisan’ireo kandida depiote nanome toky sy nanao velirano tamin’ny vahoaka eny amin’ny fari-piadidiany i Naivo Raholdina fa tena hikatsaka tokoa ny tombotsoan’ny besinimaro ary dia tena miandry azy ny vahoaka hoe ho tanterahana marina ve ireny velirano natao ireny sa kabary fotsiny..sanatria.

 

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT