- Zoma 03 Janoary 2020
Toekarena.Seha-pihariana eto Madagasikara Misy paikady maro tokony hampahafantarina
Mametraka ny fahamarinan-toeran'ny fitondrana eo amin'ny lafin'ny iraisampirenena sy ny eto an-toerana no nataon’ny filoham-pirenena tao anatin’ny kabariny firarian-tsoa ho an’ny taona vaovao, raha ny fahitan’ny mpanao politika, Dany Rakotoson, azy.
Hamaky ny tohiny