• Alarobia 18 Martsa 2020
Toekarena.CORONAVIRUS Ahoana ny zava-misy maneran-tany ?

Tsy misangy ny any Frantsa Ny mpitsabo, mpitandro filaminana, mpanao gazety ihany no afaka mivezivezy malalaka noho ny asan’izy ireo any Frantsa nnanomboka omaly talata 17 martsa.Tsy maintsy manao fangatahana manokana ny olona hafa ankoatr’ireo raha te hivoaka ny tranony na hoe misy zavatra tsy maintsy aleha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Toekarena.Coronavirus Miha miparitaka aty Afrika ihany koa

200 ankehitriny ny olona voamarina fa voan’ny Coronavirus aty Afrika ary 6 no . Taorian’i Kenya sy Ethiopie sy i Rwanda no firenena farany hatry ny omaly alahady fantatra fa misy olona tratry ny otrikaretina Covid 19;

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Toekarena.Fampivoarana ny toekarena Mila manam-pahaizana manam-pahendrena

Mankalaza ny faha-10 taona naha Oniversite azy ny sekoly ambony UCM (Université Catholique de Madagascar) ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Toekarena.Mpanjifa Malagasy Mila mahafantatra ny zony sy ny lalàna

Ny 15 martsa 2020 no andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa saingy ny sabotsy14 martsa 2020 lasa teo no nofidian’ny Minisiteran’ny Indostria,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Martsa 2020
Toekarena.Kolikoly sy tsy fahaiza-mitantana Mamotika ny toekaren’i Madagasikara

80 miliara dolara eo ho na 293 840 000 000 000 Ar (1dolara=3673 Ar) no vola very isan-taona aty Afrika noho ny kolikoly. Manary vola 1,4 miliara dolara na 5 142 200 000 000 Ar isan-taona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Martsa 2020
Toekarena.Sehatra fanodinana fako eto Madagasikara Hahazo asa ireo vehivavy marefo ara-pivelomanana

Notanterahina tetsy amin’ny CFPF (Centre de Formation Professionnelle pour les Femmes) ny fanaovan-tsoniam-pifanarahana mahakasika ny tetikasa hanamboarana Biogaz amin’ny alalan’ny fako.

Hamaky ny tohiny
FTT