Toekarena

Coronavirus Mafy ny krizy ara-toekarena aterany


  • Alakamisy 26 Martsa 2020

Saika ny krizy entin’ny aretina coronavirus avokoa ny firenena manerana ziao tontolo izao eny fan a ireo tsy ahitana ny valan’aretina aza nohon’ny fijanonan’ny fifanakalozana ara-barotra.

 

 

Ny any Frantsa moa dia efa nanambara mihitsy ny Minisitry ny Toekarena fa tsy maintsy hilatsaka ny harinkarena faobe amin’ity taona ity na dia hanao ny ezaka rehetra aza aorian’ny fifehezana ny valan’aretina. Ny sehatr’asa rehetra manerana an’izao tontolo izao mihitsy mantsy ankehitriny no voakasika ary misy aza ireo mpahay toekarena no efa manao fampitahana sahady ny krizy misy amin’izao fotoana izao amin’ny krizy mafy be ara-toekarena tamin’ny taona 1929. Raha ny any Frantsa ihany dia 25% n’ny famokarana amin’ny Indostria sisa no hatao. Ny eto Madagasikara moa dia efa manomboka tsy mihodina intsony ny orinasa afakaba mampiasa olona maro be. Ny télétravail sisa no miodina ary ampoizina tanteraka atsy ho atsy ny fitotonganan’ny tarehimarika ara-toekarena eto an-toerana tahaka ny misy any ivelany.

 

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT