• Alarobia 25 Martsa 2020
Toekarena.Fifandraisana sy fifanakalozana Ifandrombahana ny “Crédit” , mahazo tombony ny “Money Banking”

Manomboka miha ritra ny fahana finday (crédit) eny anivon` ireo tsena mpaninjara vokatry ny fisian` ny aretina COVID-19 eto amintsika. Maro mpanjifa no nanao tahiry fahana nandritra ny andro maro, hoy ny fanazavana nataon` I Jacky, mpivarotra “épicerie” etsy Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Toekarena.Brieville Mitaky ny karamany ireo mpiasan'ny Kraoma

Mitohy ny krizy eo anivon'ny orinasam-panjaka Kraoma. Nikorontana noho ny fasintahan'ny mpiara-miombon'antoka Rosiana ilay planina fanerenana saika ho hatao izay nahatonga an'ireo mpiasa hitaky ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Toekarena.Fiatrehana ny Coronavirus Misongadina ny fahantran’ny Malagasy

Toa hita tsy taitra ihany ny ankamaroan’ny Malagasy manoloana ny aretina malaza sy mandringana eran-tany coronavirus. Vao maraina dia maro be no nirodorodo mbola nivoaka hitady vola na dia tsy nisy aza ireo taxibe nifamezivezena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Toekarena.Famatsian-tsolika Ampy ny filàna, tsy tokony hikoropaka

Nanamafy ny Ofisim-pirenena momba ny akoran’afo fa milamina sy mirindra tsy misy ahiana ny famatsiana solika ny nosin-tsika nanomboka ny faran’ny taona 2019. Misy drafitra maty paika narahan’ny mpiantsehatra rehetra ka mizotra tsara ny fanafarana, ampy ny fitaovam-pitaterana toy ny sambo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Toekarena.Filaharana etsy sy eroa Fiatombohan’ny krizy ara-toekarena

Sahirana tanteraka ny vahoaka Malagasy indrindra ny teto Antananarivo manoloana ny tahotry ny aretina Coronavirus sy ny mety ho fiantraikan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Toekarena.Fampiroboroboana ny Indostria eto Madagasikara Misy ny fanantenana raha…

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina indray ny “baromètre de l’industrialisation de Madagascar fahaefatra” nokarakarain’ny “Alliance pour l’Industrialisation” ikambanan’ny FIVPAMA, SIM, ary ny CREM.

Hamaky ny tohiny
FTT