• Zoma 20 Martsa 2020
Toekarena.Indostria eto Madagasikara « Tokony hamoraina ny fepetra amin’ny famatsiana ara-bola”

Notanterahina omaly ny atrikasa nanehoana ireo vokatry ny andiany faha 4 amin’ny mari-drefy entina handrefesana ny Indostria eto Madagasikara (Barometre de l’Industrialisation à Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Toekarena.Tsenan’Ambodivona Misy elanelana tsy mazava ny vidim-bary

Nitohy omaly ny fidinana tampoka nataon’ny Minisitry ny Indostria sy ny varotra ary ny asa tanana, Lantosoa Rakotomalala sy ireo mpiara-miasa aminy ho fanaraha-maso ny vidim-bary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Toekarena.“Zone Franche” Mananontanona ny fahaverezan’asa faobe

Efa miantraika amin’ny firenena rehetra ny voka-dratsin’ny valan’aretina Coronavirus. Eo amin’ny lafiny ara-toekarena dia efa misy akony mivantana amin’ny tsena rehetra izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Toekarena.Fikambanan’ny “Tour Operators” eto Madagasikara Tsy maintsy ho foanana tanteraka ireo famandrihan-toerana

Nandritra ny fivoriam-ben’ny fikambanan’ny Tour OPerators (TOP) eto Madagasikara tetsy amin’ny INTH Ampefiloha omaly no nanapahan’izy ireo hevitra ny fanemorana ireo drafitrasa rehetra hotanterahina amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Toekarena.Vidim-bary Ireo mpaninjara no tena maka tombony

Nidina nijery ifotony nanara-maso ny vidim-bary teny amin’ny tsenan’ Anosibe omaly ny Minisitry ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana, Lantosoa Rakotomalala niaraka tamin’ireo mpiara-miasa taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Toekarena.Famokarana sy fanondranana heladrano Nihoaran’i Madagasikara i Inde, saingy…

Ny firenena indiana no matanjaka indrindra amin’ny lalam-pihariana heladrano. Ny vokatra mivoaka avy amin’io dia ampiasaina hanaovana “produits cosmétiques”.

Hamaky ny tohiny
FTT