• Talata 10 Martsa 2020
Toekarena.Aretina Coronavirus Manomboka miantraika amin’ny toekaren’i Afrika

Na dia mbola vitsy aza ny olona voakasiky ny aretina Coronavirus aty Afrika dia efa misy akony ratsy amin’ny toekarena amin’ireo firenena afrikana maro ny vokatry ny valanaretina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Toekarena.Fanavaozana ny lalàna mifehy ny harena ankibon’ny tany Tokony hidina ifotony ireo senatera, hoy i Rivo Rakotovao

Namerimberina ary nanamafy hatrany ny minisitry ny harena ankibon’ny tany fa tsy maintsy hiroso amin’ny fanavaozana ny lalàna

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Toekarena.Faritra mpamokatra lavanila Anjakan’ny tsy fandriampahalemana

Mbola manjaka ny fangalarana lavanila amin’ireo faritra 8 mpamokatra eto Madagasikara, hoy ny praiminisitra Ntsay Christian

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Toekarena.Firenena manankarena solika Efa mitady lalam-pihariana hafa

Nidina hatrany amin’ny 30% ny vidin’ny solika teo amin’ny tsena iraisam-pienena omaly , raha 50 dolara ny 1 barila tamin’ny volana febroary dia tafiditra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Martsa 2020
Toekarena.Mpanjifa Malagasy Mbola iharan’ny fanararaotana maro

Hotanterahina ny 15 martsa ho avy izao ny andro manerantany ho an’ny zon’ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Toekarena.Toekaren’i Madagasikara Maro ireo sehatra mitotongana

Tsy mitsaha-mitotongana ny toekaren’ny firenena malagasy, indrindra nanomboka ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
FTT