Toekarena

Mampiaka-peo ny SSM "Avelao hiasa feno amin’izay ny mpiasa"


  • Alarobia 29 Aprily 2020

Miantraika mafy amin’ny mpiasa Malagasy ny tsy fisian’ny asa, hoy ny Firaisan-kinan’ny Mpiasa Malagasy na ny Randram-bao sendikaly fantatra amin’ny hoe SSM.

 

 

 

Tsy zakan’ny Malagasy intsony ilay hatramin’ny 1ora. Avelao hiverina hiasa amin’izay ny mpiasa satria efa mafy ny olana mianjady. Mitaky kosa anefa eo anatrehan’izany ny fiarovana ny mpiasa, izay mila hamafisina, hoy ireo mpitarika ny SSM. Tsy tokony hirava amin’ny 1ora na amin’ny 3ora, fa avelao hiasa hatramin’ny 5 ora mba hahafahany mamelona ny vady aman-janany, hoy ny SSM hentitra dia hentitra. Ny mpiasan’ny fahasalamana dia tokony homena ny toerany sy ny hasiny amin’ny fiatrehana ny coronavirus, fa ny sehatra hafa indray no mahazo laka sy toa mibahan-toerana. Mahazo laka ihany koa ny fanapahan-kevitra politika hafahafa amin’izao fotoana izao.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT