Toekarena

Ambohimiarina Mananjary Naato ny orinasa grika mpitrandraka volamena


  • Alakamisy 30 Aprily 2020

Naato vonjimaika ny fitrandrahana volamena ataona orinasa grika iray any Ambohimiarina Mananjary, araka ny naoty navoakan’ny Prefektiora.

 

 

 Manana taratasy ara-dalàna ilay orinasa, saingy misy disadisa ara-piarahamonina mbola eny amin’ny Fitsarana, ka naato aloha ny fitrandrahana. Naato ihany koa ny fitrandrahana nataon’ny sinoa anankiray, izay tsy manana fahazoan-dàlana ara-dalàna. Niditra an-tsehatra nijery ny manam-pahefana any tany an-toerana ary mivoy ny fanarahan-dalàna, toy ny hetra izay tokony hiditra amin’ny kitapom-bolam-panjakana ho tamberina ho an’ny toerana hivoahan’ny harena ihany koa.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT