Toekarena

Vidin-tsolika Tsy hisy fihenana aloha


  • Zoma 29 Mey 2020

« Tsy hidina ny vidin-tsolika na dia misy fihenana eo anivn` ny tsena iraisam-pirenena » hoy ny praiminisitra Ntsay Christian omaly.

 

Nisafidy hitazona ny vidin-tsolika amin` izao ny governemanta mba hahafahan` ireo orinasa mpisehatra manamaivana ny trosany amin` ny fanajakana. “Tanjona dia fanafoanana ireo trosa, izay vinavinaina ho 120 miliara ariary amin` ny volana septambra na oktobra” hoy hatrany ny praiministra manoloana ireo depiote teny amin`ny CCI Ivato.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT