Fantatra izao araka ny fanadihadiana natao fa mbola ny Tale Jeneraly vonjimaika notendrena hatrany no mitantan-draharaha ao amin’ny orinasam-panjakana Fanalamanga ao Moramanga ankehitriny taorian’ny fametram-pialana nataon’ny
Tale Rakotoniriana Augustin DG teo aloha tamin’ny volana jolay 2019 raha tapakevitra ny hirotsaka ho fidiana ho solombavambahoaka izy ary lany soamantsara amin’izany toerana izany ka efa nifindra lasy eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Hatreto izany dia miandry ny “Appel d’offre” vaovao havoakan’ny fanjakana hifidianana an’izay ho mpitantana vaovao hitantana an’ity orinasa ity.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.