Toekarena

Orinasa Fanalamanga Mbola ny “DG par interim” no mitantana ao


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Fantatra izao araka ny fanadihadiana natao fa mbola ny Tale Jeneraly vonjimaika

 

 

 

notendrena hatrany no mitantan-draharaha ao amin’ny orinasam-panjakana Fanalamanga ao Moramanga ankehitriny taorian’ny fametram-pialana nataon’ny Tale Rakotoniriana Augustin DG teo aloha tamin’ny volana jolay 2019 raha tapakevitra ny hirotsaka ho fidiana ho solombavambahoaka izy ary lany soamantsara amin’izany toerana izany ka efa nifindra lasy eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Hatreto izany dia miandry ny “Appel d’offre” vaovao havoakan’ny fanjakana hifidianana an’izay ho mpitantana vaovao hitantana an’ity orinasa ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT