- Alakamisy 13 Aogositra 2020
Toekarena.Tetibolam-panjakana 2021 4,1% no heverina ho fitombon’ny harin-karena
Taona hiatrehana ny fanarenana ara-toekarena sy fanatrarana ny tanjona hampandrosoana ny firenena ny taona 2021, hoy ny mpitondra. Nampahafantarina omaly 12 aogositra nandritra ny filankevitry ny minisitra ny drafitra hoenti-mametraka ny volavolan-tetibola taona 2021 natao hanarenina ny vokatry ny coronavirus.
Hamaky ny tohiny