Toekarena

Tsena iraisam-pirenena Tsy mitsaha miaka-bidy ny volamena


  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020

Mahatratra 1 921.18 dolara ny “once d’or” ary mananika ny 2000 dolara eo amin’ny vidin’ny volamena eo amin`ny tsena iraisam-pirenena.

 

Misy ary ireo milaza fa mbola hiakatra izy io ary mety hahatratra 3000 dolara ato ho ato. Noho izany, tsy nisy fiantraikany tamin’ny vidin’ny volamena ny valan’aretina Covid 19 maneran-tany. Maro no nihevitra fa nampiakatra avo ny vidin’izany ity farany ity. Raha nihena be ny “demande en or” maneran-tany dia nitombo ny olona nividy azy noho ny volamena « valeur refuge », sy ny fiheverana fa hilatsaka ny vidiny ka io no vao mainka nampiaka-bidy azy. Anisan’ny manana volamena tsara kalitao i Madagasikara, manondrana ihany koa saingy sehatra hanjakan’ny aferafera sy ny trafika izy ity.

 

Marigny A

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT