Toekarena

Fadintseranana Malagasy Nampiditra 1486,1 miliara Ar tao anaty 8 volana


  • Alakamisy 01 Oktobra 2020

Mitentina 1486,1 miliara ariary no vola nampidirin’ny avy eo anivon’ny ladoany na fadintseranana Malagasy tao anatin’izay 8 volana nisian’ny taona 2020 izay, raha ny fampitam-baovao voaray.

 

 

 Ankilan’izay anefa dia namoaka volabe mitentina 8070,4 miliara ariary na 2156,7 tapitrisa dolara ihany koa ny ladoany tao anatin’izay fotoana izay ihany. Antony namoahana izany, raha ny fanazavana hatrany, dia teo amin’ny lafiny fampidirana entana ho eto an-toerana. Tafiditra ao anatin’izay ny fihariana tanterahan’ireo orinasa afakaba sy ireo orinasa tsy andoavan-ketra, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT