Toekarena

Tontolon’ny fambolena Nampindrana 27 tapitrisa dolara ny BAD


  • Alakamisy 01 Oktobra 2020

Nankatoavin’ny Banky Afrikanina momba ny Fampandrosoana na ny BAD ny fampindramam-bola 27 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara.

 

 

 

Haompana amin’ny fampiroboroboana ny lafiny ara-pambolena any amin’ny faritra atsimo andrefan’i Madagasikara. Hanatanterahana ilay tetikasa PTASO (Projet de développement de la zone de transformation agro-industrielle dans la région du sud-ouest de Madagascar) hanomezana vahana ny famokarana sy fanodinana ara-tsakafo. Tsy natao fotsiny hampitsimbadihana ny faharefoan’ny famokarana sy ny toekarena, fa kosa hamaliana sy hiatrehana ihany koa ny fiantraikan’ny valanaretina covid-19.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT