Toekarena

Seranantsambon’i Toamasina Afaka handray kaontenera 550 000 isa amin’ny 2025


  • Zoma 06 Novambra 2020

Afaka handray kaontenera 550 000 ny seranantsambon’i Toamasina ny taona 2025, ary 856 000 ho an’ny taona 2030 noho ny fiaraha-miasa amin’ny JICA (Japan International Coorporation Agency) amin’ny fanitarana azy io.

 

 

Hanana ny seranantsambo isan’ny lehibe I Madagasikara, raha toa ka ny ao Maorisy no mahazaka kaontenera 600 000 amin’izao fotoana izao, 450 000 ny atsy La Réunion. Voafetra ho 42 000 DWT ny sambo ho an’ny Kaontenera. -9,0m hatramin’ny -11,50m ny “quais” na ny halalina ao amin’ny seranantsambon’I Toamasina, hoy ny eo anivon’ny SPAT. Tsara ny manamarika sy mampahatsiahy, fa maharitra valo taona eo asa fanamboarana sy fanitarana ny seranantsambon’I Toamasina, izay tao anatin’ny fotoana nitondran’I Hery Rajaonarimampianina no nanomboka ny asa.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT