Toekarena

Fampanarahana fenitra sy kalitao Hanampy ny Sendikan’ny Indostria ny BNM


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Mikarakara tan-tsoroka ho an’ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara (SIM) mba ahafaha-mametraka ny bokin’andraikitra hanandrantana vokatra Malagasy amin’ny alalan’ilay hoe:

 

 

“Malagasy Ny Antsika” ny BNM (Bureau des Normes de Madagascar) izay mifototra betsaka amin’ny resaka fenitra sy kalitao. Ny Minisiteran’ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana (MICA) no miahy ara-teknika azy io. Hiantsoroka ny SIM ka hitondra ny fahaiza-manaony amin’ny fandinihana sy tombana araka ny fenitra tokony harahin’ny vokatra ny BNM. Hanara-maso izay fanarahana ny fenitra izay, mba hahatonga ny “Vita Malagasy” ho fitaratra amin’ny tsena anatiny sy iraisam-pirenena.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT