• Talata 10 Novambra 2020
Toekarena.Tetikasa Impact – Covid 19 Nanofana mpiasan` ny fahasalamana 1000

Manohana hatrany ny ady atao amin’ny valanaretina Covid 19 eto Madagasikara ny governemanta amerikana. Manofana mpiasan'ny fahasalamana miisa 1.000 ny tetikasa IMPACT an’ny USAID, izay tanterahan’i PSI Madagascar,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2020
Toekarena.TETIKASA FIAM Hahazo foto-drafitrasa i Ampitatafika sy Alakamisy Fenoarivo

Hifarana amin’ny volana martsa taona 2021 ho avy izao rehefa nanomboka tamin’ny volana Aprily taona 2019 ilay tetikasa FIAM hiarahan’ny kaominina Ampitatafika sy Alakamisy Fenoarivo ary ny Msis Tatao miara-miasa, vatsian’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2020
Toekarena.Fanarenana toekarena Manantena fatiantoka antonony ny fanjakana

Ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana lasitra (LFI) ho amin`ny taona 2021 no antontan-taratasy manan-danja indrindra hatolotra eny amin` ny Antenimiera amin`izao fivoriana ara-potoana faharoa izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Toekarena.International Gastronomie Pizza Am-perinasa ilay ozinina fanodinana sakafo

Nanokatra ozinina fanodinana sakafo manara-penitra ny vondrona “International Gastronomie Pizza” na IGP, tantanan’i Chef Mbinina. Groupe purchase no anarana nampitondraina azy, foto-drafitrasa lehibe miorina etsy Ankadimbahoaka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Toekarena.Seranantsambon’i Toamasina Afaka handray kaontenera 550 000 isa amin’ny 2025

Afaka handray kaontenera 550 000 ny seranantsambon’i Toamasina ny taona 2025, ary 856 000 ho an’ny taona 2030 noho ny fiaraha-miasa amin’ny JICA (Japan International Coorporation Agency) amin’ny fanitarana azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Toekarena.Depiote Jack “Tsy ekenay ny famerana ny vidina lavanila”

‘’Tokony hofoanan'ny Fanjakana ny famerana ny vidin'ny lavanila nataony ho 250 Dolara satria hatramin'izay mbola tsy nisy izany famerana ny vidin'ny lavanila izany teto.

Hamaky ny tohiny
FTT