Toekarena

Tetikasa Impact – Covid 19 Nanofana mpiasan` ny fahasalamana 1000


  • Talata 10 Novambra 2020

Manohana hatrany ny ady atao amin’ny valanaretina Covid 19 eto Madagasikara ny governemanta amerikana. Manofana mpiasan'ny fahasalamana miisa 1.000 ny tetikasa IMPACT an’ny USAID, izay tanterahan’i PSI Madagascar,

 

 

 

 amin'ny fampiasana fitaovana fiarovana manokana (EPI) sy ny fitantanana mahomby ny faikan-javatra any amin'ny faritra Atsinanana, Matsiatra Ambony, Diana , Analanjirofo, Atsimo Andrefana, ary Boeny. Afaka mikarakara soa aman-tsara ny marary ireo mpiasan'ny fahasalamana ireo ankehitriny. Legende: Ny fanasanana tanana amin`ny savony no anisan` ny fiarovana voalohany amin` ny valanaretina Covid 19.

 Marigny A

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT