Sport

Lalaon’ny Besopy – Andiany fah-IX Taranja 12 no hifaninanana eny Iavoambony


  • Zoma 12 Jona 2015

Hotanterahina eny amin’ny IFLA Iavoambony diosezin’Antananariv­o ny sabotsy 13 sy alahady 14 jona izao ny andiany fah-IX amin’ilay fifaninanana Lalao ara-panatanjahantena­ sy kilalaontsaina izay karakarain’ny Rindran’Asa ny Tanora Anglikanina (RIATA) ho an’ity taona 2015 ity

 


. Taranja sy lalao miisa 12 no hifaninanana amin’io dia ny baolina kitra sokajy « senior » sy « minime », basket lahy sy vavy, volley lahy sy vavy, tenisy ambony latabatra, tsipy kanetibe, mini-marathon, hazakazaka hafainganam-pandeha miampy lalao karatra, scrable, daomy ary echec. Taranja vao nampidirina kosa ny baolina kitra sokajy U13 sy coolvolley zazalahy sy zazavavy ary ny sudoku. Fiangonana anglikanina miisa 48 miampy fikambanana 18 no handray anjara amin’io hetsika io.


Rasanda Serge

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT