Sport

Bisikileta – Analamanga Ambivitra ny fandresen’i Marc avy amin’ny Colas


  • Talata 16 Jona 2015

Mpihazakazaka nahatratra 47 no nifaninana ho an’ny sokajy ‘senior’ ary 25 kosa ho an’ny ‘cadet’ nandritra ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga

 natao omaly teny amin’ny Marais Masay. Ho an’ny sokajy ‘senior’ amin’ny bisikileta ‘piste’ dia 80km ny halaviran-dalana nifaninanana ka tafiditra lah-1 Rakotonirina Marc mpihazakazaky ny Colas izay nahavita fotoana 1.56.13/41. Lah-2 kosa i Narivelo Christophe avy amin’ny ACA 67ha (1.56.13/65) ary fah-3 Randrianarimanana Bruno mpihazakazaky ny Colas (1.56.13/94). Lah-1 tamin’ny sokajy “cadet” kosa Rakotondrabe Nambinintsoa (ACA 67ha) izay nahavita ny 20 km tao anatin’ny 35.29.68 ary lah-2 i Mamisetra Jeritiana (35.30.34). Tanjon’ny ligin’Analamanga mpikarakara moa ny fitsapana hafainganam-pandeha amin’ny lalana marindrano.

Rasanda Serge

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT